COUNTRY THE SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND …

Download Report

Transcript COUNTRY THE SADC GENDER PROTOCOL SUMMIT AND …

Logo an’ilay haino
aman-jery
FIHAONAM-BE AN-TAMPONY MOMBA
NY MIRALENTA SY NY
FAMPANDROSOANA
08-11 APRILY 2014
HOTEL COLBERT ANTANANARIVO
50/50 amin’ny taona 2015
EVITRAS, manome vahana ny fitovianjo ho amin’ny fampandrosoana
Mpanolotra: Njiva Ranaivo
Mpanao gazety an-tsoratra
Sokajy: IVON-TOERANA MENDRIKA
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST! MEDIAS
FAMPAHAFANTARANA ANKAPOBENY
•
•
•
Logt 9 Cité des Travaux Publics Alarobia
Sokajy: gazety an-tsoratra
Tsy manavaka sojaky ny “groupe EVITRAS
ary natao ho an’ny rehetra
• Miisa eo amin’ny 40 eo ny mpikambana
- Isan’ny mpiasa: 75%ny tahan’ny lahy ary 25%
ny tahan’ny vavy
-Totaly: 30ny lahy ary 10 ny vavy
•
•
•
2011: nanomboka ivon-toerana mendrika
ny EVITRAS
Nisy
ny
fifanarahana
fiaraha-miasa
manokana natao entina hampiroboroboana
ny Miralenta eo anivon’io toerana io,
anisan’izany
ny
fanaovan-tsonia
ny
“Protocole d’accord”
Azon’ny mpanao gazety hatao tsara ny
mampihatra ny fifanarahana na ny lalàna
entina hampiroboroboana ny Miralenta
50/50 amin’ny taona 2015
IREO FANAMBY AMIN’NY FAMPIROBOROBOANA NY
MIRALENTA EO ANIVON’NY HAINO AMAN-JERY
• Olan’ny fitantanana
an-tampony: tsy misy
fanavahana amin’ny
lafiny rehetra ny
fandraisana mpiasa
• Mifandanja ny toerana
sy ny andraikitry ny
lahy sy ny vavy
• Vitsy an’isa ny
vehivavy
50/50 amin’ny taona 2015
FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA
EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA
• Manana ny filoha
mpitarika azy ny
« groupe EVITRAS », izy
no antoka voalohany
amin’ny fitandrona ny
miralenta
• Tsy iza izany fa i Marc
Ratsisalovanina, Tale
jeneraly ny « groupe
EVITRAS »
• Fampiharana ny
miralenta na vitsy aza ny
vavy
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA
EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA
• Saika mahazo ny fialantsasatra avokoa ny
rehetra, ny asa vita no
hifampitsarana
• Tsy misy ny torkisna na ny
« harcellement sexuel »,
miasa am-pilaminana ny
tsirairay
• Isan’ny mandray anjara
amin’ny fiofanana hatrany
ny gazety, mifampizara ny
azo ho an’ny hafa ihany
koa
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
FAMPIROBOROBOANA NY MIRALENTA
EO ANIVON’NY TOERAM-PIASANA
• DIVA-Basy Vava
• Ny takoritsika
• Diva: talen’ny
fanoratana vehivavy ,
gazetim-behivavy ary
lahy sy vavy no
manoratra ao
• Natao ho an’ny daholo
be fa tsy ny vehivavy
ihany
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!
FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA
• Iraka Morondava
50/50 amin’ny taona 2015
FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA (tohiny)
• Miezaka mampitovy
ny loharanombaovao avy amin’ny
lahy sy ny vavy
• Fanentanana ny
miralenta sy ny
fampandrosoana
amin’ny alalan’ny
lahatsoratra
soratana
• Fampiharana ny
lalàna momba ny
fitovian-jo
50/50 amin’ny taona 2015
FIOVANA EO AMIN’NY FOMBA FIASA (tohiny)
• Diva:
gazetimbehivavy, miompana
amin’ny
fiainany
andavanandro, nefa
afaka
vakian’ny
rehetra
• 20% ny vavy no
mitatitra ny vaovao
« pôlitika,
ekônomika, arapanatanjahan-tena »
50/50 amin’ny taona 2015
DOKAM-BAROTRA SY FAMPANDEHANAMBAROTRA
• Misy ny sivana eo anivon’ny dokam-barotra
• Ohatra: ny resaka fitadiavam-bady na ireny
« massage » ireny
Miendrika fivaron-tena an-kolaka
• Misy ny lalàna manokana momba ny
famoahana ny dokambarotra
• Ohatra: fitsaboana nentim-paharazana, na
ny fanafody ampiasaina, fanorana,mila
manana fahazoan-dalana avy amin’ny
ministeran’ny fahasalamana
50/50 amin’ny taona 2015
FANARAHA-MASO SY TOMBANA
•Nisy ny fiofanana natao,
miezaka
mampijoro
ny
Miralenta, afaka maneho ny
heviny na ny lahy na ny vavy
•Mpanao gazety an-tsoratra
nanatrika ny fiofanana no
mampiditra ny miralenta, Iance
Ramarotiana, Njiva Ranaivo
•Miara-miasa akaiky amin’ny
sehatra ambony, toy ny Gender
Links, UNFPA…
50/50 amin’ny taona 2015
FANARAHA-MASO SY TOMBANA
Formation Gender Links
TANJONA MANARAKA
• 50/50 ny tanjona ho
amin’ny taona ho avy
• Mino sy manantena aho
fa hitondra soa ho an’ny
EVITRAS ny fampiharana
ny Miralenta. Tsy
maintsy ho tratra ny
tanjona 50/50
• Vavy sy lahy mitovy zo
ary antoka ho an’ny
fampandrosoana
50/50 amin’ny taona 2015
MANEHO NY FISAORANA HO
AN’NY REHETRA
GENDER EQUALITY BY 2015, YES WE MUST!