ho an`ny HAFATR`I

Download Report

Transcript ho an`ny HAFATR`I

JESOSY
HAFATR’I
ho an’ny
Andro farany
Vol. 1
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra
nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo
mandrakariva ambara-pahatongan’ny
fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)
SABBATH MORNING EVANGELISM
NY FITSARAN’
ANDRIAMANITR
GOD’S
A JUDGMENT
SY…
AND GREAT
2300 DAY
ILAY FAMIANIANA
PROPHECY
LEHIBE NY
AMIN’NY
2300 ANDRO
II Korintiana 5:10
“Fa isika rehetra dia
samy tsy maintsy ho hita
toetra miharihary eo
amin’ny fitsaran’i Kristy,…
II Korintiana 5:10
… mba
handraisan’ny
olona rehetra
izay zavatra
nataon’ny tenany, dia araka
izay nataony, na tsara na
ratsy.”
Mpitoriteny 12:14
“Fa ny atao rehetra dia ho
entin’Andriamanitra ho
amin’ny fitsarana ny zavamiafina rehetra, na soa na
ratsy.”
Apokalypsy 14:6
“Ary hitako fa, nisy anjely
iray koa nidina teo
afovoan’ny lanitra, nanana
filazantsara mandrakizay…
Apokalypsy 14:6
… hotoriana amin’izay monina
ambonin’ny tany sy amin’ny
firenena sy ny fokom-pirenena
sy ny samy hafa fiteny ary ny
olona rehetra.”
Apokalypsy 14:7
“Nanao
tamin’ny feo
mahery hoe:
Matahora an’Andriamanitra,
ka omeo voninahitra Izy; fa
tonga ny andro fitsarany; ary
miankohofa…
Apokalypsy 14:7
… eo anoloan’izay nanao ny
lanitra sy ny tany sy ny
ranomasina ary ny
loharano.’”
Apokalypsy 22:12
“Indro avy faingana Aho; ary
eto amiko ny famaliako, mba
hamaliako ny olona rehetra
araka ny asany.”
Apokalypsy 20:11
“Ary hitako fa
nisy seza
fiandrianana
fotsy lehibe sy Ilay mipetraka
eo amboniny; ny tany sy ny
lanitra nandositra ny tavany,
ka tsy nisy hitoerany intsony.”
Apokalypsy 20:12
“Ary nahita ny maty aho, na
ny lehibe na ny kely,
nitsangana teo anoloan’ny
seza fiandrianana; ary
novelarina ny boky;…
Apokalypsy
20:12
arynisy boky iray novelarina,
dia ny Bokin’ny Fiainana
izany;
Apokalypsy
20:12
ary ny maty dia notsaraina
araka izay voasoratra teo
anatin’ny boky, araka ny
asany.”
Apokalypsy 20:13, 15
“Ary ny ranomasina dia
namoaka ny maty tao anatiny;
ary ny Fahafatesana sy ny
Fiainan-tsi-hita namoaka ny
maty tao aminy…
Apokalypsy 20:13, 15
…dia samy notsaraina
araka ny asany izy...
Apokalypsy 20:13, 15
Ary raha nisy tsy hita
voasoratra teo anatin’ny
Bokin’ny Fiainana, dia natsipy
tany amin’ny farihy afo izy.”
Romana 2:3
“Ary ianao, ralehilahy…moa
ataonao va fa afa-mandositra
ny fitsaran’Andriamanitra
ianao?”
Matio 7:22, 23
“Maro no hanao amiko
amin’izany andro izany
hoe: Tompoko,
Tompoko,
tsy efa naminany tamin’ny
anaranao va izahay? Ary tsy efa
namoaka demonia tamin’ny
anaranao va izahay? Ary tsy efa
nanao asa lehibe maro tamin’ny
anaranao va izahay?’
Matio 7:22, 23
Ary dia hambarako aminy
marimarina hoe: Tsy mba fantatro
akory ianareo hatrizay hatrizay;
mialà amiko ianareo mpanao
meloka!’”
Daniela 8:14
“Telonjato sy roa arivo andro;
ary nony afaka izany, dia
amin’izay vao hodiovina ny
Fitoerana Masina.”
Ezekiela 4:6
“...ny indray andro
no nataoko
solon’ny
herintaona ho
anao.”
2300
taona?
Daniela 9:24
“Fito-polo
herinandro no
voatendry ho
an’ny firenenao
sy ny tanànanao masina,
hahatapaka ny fahadisoana
sy hanampiana ny fahotana,
ary hanao…
Daniela 9:24
…fanavotana noho ny heloka
sy hampiditra fahamarinana
mandrakizay, ary hanisy
tombo-kase ny fahitana sy ny
faminaniana sy hanosotra izay
masina indrindra.”
70 herinandro
=
7 taona
3.5
3.5
483 taona
NOHAVAOZINA I
JEROSALEMA
457
Talohan’i
Kristy
490 taona
NOTORAHAMMESIA
MITSAHATRA
ANDRIANA NY FANATITRA BATO
I STEFANA
27
Taorian’i
Kristy
31
Taorian’i
Kristy
34
Taorian’i
Kristy
Daniela 9:25
“Koa aoka ho
fantatrao sy ho
azonao fa
hatramin’ny hivoahan’ny didy
hanavaozana sy
hanamboarana an’i Jerosalema
ka hatramin’i Mesia Andriana
Daniela 9:25
dia ho fito herinandro sy roa
amby enim-polo herinandro.”
Galatiana 4:4
“Fa rehefa tonga ny
fotoan’andro, dia
nirahin’Andriamanitra ny
Zanany,...”
Marka 1:14, 15
“Ary rehefa
voasambotra
Jaona, dia
nankany Galilia i Jesosy nitory
ny filazantsaran’Andriamanitra
ka nanao hoe: Efa tong any
fotoana…”
Lioka 3:1-3
“Ary tamin’ny
taona fahadimy
ambin’ny folo
nanjakan’i Tiberia Kaisara,
fony Pontio Pilato no governora
tany Jodia… dia tonga tamin’i
Jaona, zanak’i Zakaria, tany
an’efitra ny
tenin’Andriamanitra…
Lioka 3:1-3
Ary nankany amin’ny tany
rehetra any amoron’i
Jordana izy nitory ny
batisan’ny fibebahana ho
famelan-keloka.”
Daniela 9:26, 27
“Ary rehefa afaka ny roa
amby enim-polo herinandro,
dia hovonoina ny Mesia…
Daniela 9:26, 27
…Ary hanorina
fanekena ho
herinandro
amin’ny maro izy ary
hampitsahatra ny fanatitra
alaltsa-drà sy ny fanatitra hafa
hatramin’ny antsasaly ny
herinandro...”
1 Herinandro = 7 Taona
483 taona
3.5
3.5
NOTORAHAMMESIA
MITSAHATRA
ANDRIANA NY FANATITRA BATO
I STEFANA
27
Taorian’i
Kristy
31
Taorian’i
Kristy
34
Taorian’i
Kristy
Matio 27:51
“Ary, indro, ny
efitra tao
amin’ny
tempoly dia triatra nizara roa
hatrany ambony ka hatrany
ambany; dia nihorohoro ny
tany, ka nitresaka ny
vatolampy.”
1 Herinandro = 7 Taona
483 taona
3.5
3.5
NOTORAHAMMESIA
MITSAHATRA
ANDRIANA NY FANATITRA BATO
I STEFANA
27
Taorian’i
Kristy
31
Taorian’i
Kristy
34
Taorian’i
Kristy
DIOVINA NY
FITOERANA
MASINA
2300 TAONA
490 taona
457 BC
1810 taona
1844 AC
Daniela 8:14
“…vao hodiovina ny
fitoerana masina.”
Hebreo 9:24
“Fa Kristy tsy mba niditra
tao amin’ny
fitoerana masina nataontànana, izay tandindon’ny
tena fitoerana masina, fa ho
any an-danitra tokoa, mba
hiseho eo
anatrehan’Andriamanitra
ankehitriny ho antsika.”
Hebreo 9:25, 26
“Ary tsy niditra Izy mba
hanatitra ny tenany
matetika, tahaka ny
mpisoronabe miditra ao
amin’ny fitoerana masina
isan-taona …
Hebreo 9:25, 26
… mitondra ny ràn’ny
zavatra hafa fa raha izany,
dia tsy maintsy ho nijaly
matetika Izy hatrizay
nanaovana izao tontolo
izao;…
Hebreo 9:25, 26
fa ankehitriny dia efa naseho
indray mandeha tamin’izao
andro farany izao Izy raha
hanafaka ny ota tamin’ny
nanaterany ny tenany.”
Hebreo 9:27, 28
“Ary tahaka ny
nanendrena ny
olona ny ho faty
indray mandeha, ary rehefa
afaka izany, dia hisy
fitsarana, dia tahaka izany
koa Kristy, rehefa natolotra
indray mandeha hitondra ny
otan’ny maro.
Hebreo 9:27, 28
Dia hiseho fanindroany , tsy
amin’ota, amin’izay miandry
Azy, ho famonjena.”
Apokalypsy 20:12
“Ary nahita ny maty aho, na ny
lehibe na ny kely, nitsangana teo
anoloan’ny seza findrianana; ary
novelarina ny boky…
Apokalypsy 20:12
…ary nisy boky iray koa
novelarina, dia ny
Bokin’ny Fiainana izany.
Apokalypsy 20:12
Ary ny maty dia notsaraina
araka izay zavatra voasoratra
teo anatin’ny boky, araka ny
asany.”
Jeremia 2:22
“Fa na dia
misasa
sirahazo aza
ianao ka
maka lavenona betsaka
hanadiovana anao, ny
helokao dia mbola voasoratra
eo anatrehako ihany, hoy
Jehovah Tompo.”
Malakia 3:16
“Ary tamin’izany izay
natahotra an’i Jehovah dia
samy niresaka tamin’ny
namany avy; ary Jehovah
nihaino ka nandre izany;
Malakia 3:16
ary nisy boky nosoratana teo
anatrehany ho fahatsiarovana
izay matahotra an’i Jehovah sy
mihevitra ny anarany.”
Apokalypsy 3:5
“Izay maharesy dia hitafy
lamba fotsy tahaka ireo koa,
ary tsy hamono ny anarany eo
amin’ny bokin’ny fiainana
tokoa Aho,
Apokalypsy 3:5
fa hanaiky ny anarany eo
anatrehan’ny Raiko sy eo
anatrehan’ny anjeliny.”
Mpitoriteny 12:13, 14
“Ary rehefa re izany rehetra
izany dia izao no faran’ny
teny: Andriamanitra no
atahory, ary ny didiny no
tandremo, fa izany no tokony
hataon’ny olona rehetra.
Mpitoriteny 12:13, 14
Fa ny atao rehetra dia ho
entin’Andriamanitra ho
amin’ny fitsarana ny zavamiafina rehetra, na soa na
ratsy.”
Jakoba 2:10-12
“Fa na iza na iza
mitandrina ny
lalàna rehetra,
nefa diso amin’ny iray dia
meloka amin’izy rehetra. Fa
ilay nanao hoe: ‘Aza
mijangajanga’ no nanao hoe
koa: ‘Aza mamono olona’.
Jakoba 2:10-12
Fa raha tahìny tsy
mijangajanga ianao, kanefa
mamono olona ihany, dia
mpandika ny lalàna ianao. …
Jakoba 2:10-12
Aoka ianareo hiteny sy
hanao araka izay
mahamendrika anareo, izay
olona hotsarain’ny lalàn’ny
fahafahana.”
Jaona 14:15
“Raha tia Ahy ianareo, dia
hitandrina ny didiko.”
Asa 3:19
“Koa mibebaha ianareo, ka
miverena hamonoana ny
fahotanareo...”