Apokalypsy 6:3, 4

Download Report

Transcript Apokalypsy 6:3, 4

Hafatry ny
Andro farany
JESOSY
AVY AMIN’I
Vol. 1
“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra
nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo
mandrakariva ambara-pahatongan’ny
fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)
SABBATH MORNING EVANGELISM
RA ENY
AMIN’NY
VOLANA
FAMANTARANA
MAHAGAGA
Apokalypsy 6:1, 2
“Ary nahita aho, rehefa
novohan’ny
Zanak’ondry ny
anankiray tamin’ny
tombokase fito, ary reko
ny anankiray tamin’ny
zava-manan’aina
efatra…
Apokalypsy 6:1, 2
... tahaka ny
fikotroky ny
kotrokorana, nanao
hoe: Avia. Ary hitako
fa, indro, nisy
soavaly fotsy, …
Apokalypsy 6:1, 2
… ary izay nitaingina
azy dia nanana tsipìka;
ary nomena satroboninahitra izy; dia
nivoaka izy ka
naharesy sady mbola
handresy.”
Salamo 51:7
“…Sasao aho,
dia ho fotsy
mangatsakatsak
a toy ny orampanala.”
Kolosiana 1:23
“… tsy mety
hafindra hiala
amin’ny
fanantenana avy
amin’ny
filazantsara, izay
efa renareo sady
notoriana eny
ambanin’ny lanitra
rehetra eny…”
Apokalypsy 6:3, 4
“Ary rehefa
novahany ny
tombokase
faharoa… dia
nisy soavaly
mena kosa
nivoaka. …
Apokalypsy 6:3, 4
… Ary izay
nitaingina azy dia
navela hanaisotra
ny fihavanana
amin’ny tany, …
Apokalypsy 6:3, 4
… mba
hifamonoan’ny
olona; ary nomena
sabatra lehibe izy.”
Bible Readings, p. 248
“Koa satria ny
fahadiovan’ny
filazantsara izay
naparitak’ilay
mpitondra azy no
nasehon’ny loko
fotsin’ilay soavaly
voalohany, ilay
soavaly faharoa
kosa indray izany
dia maneho fa …
Bible Readings, p. 248
…efa nanomboka
niditra tsikelikely ny
fanimbana raha toa
ka mitombina ilay
fanehoana an-tsary.
Marina tokoa fa
zavatra toy izany no
nandimby ny
fiangonana
apostolika.”
James Wharey
Church History, Cent. 2, Sec.7.
“Rehefa nifarana ny
taonjato faharoa dia
nanomboka nitafy ny
fitafian’ny mpanompo
sampy ny Kristiana…
James Wharey
Church History, Cent. 2, Sec.7.
…Efa namaka amin’izay
ny ankamaroan’ireo
voan’ny hadisoana izay
nafafy ka nameno ny
fiangonana, nanimba ny
hatsarany, ary
namasoka ny
voninahiny.”
Asa 20:29
“Fantatro fa
rehefa lasa aho
dia hisy
ambodia
masiaka hiditra
eo aminareo
izay tsy hiantra
ny ondry.
Asa 20:29
“Ary avy
aminareo no
hiposahan’ny
olona sasany
mitory teny tsy
mariana hitaona
ny mpianatra
hanaraka azy.”
II Tesaloniana 2:7
“Fa miasa
sahady ny
zava-miafina,
dia ny tsifankatoavandalàna…”
Dr. W. D. Killen
The Ancient Church, Pref., pp.15,16
“Teo anelanelan’ny
vanim-potoana
niainan’ireo apostoly
sy ny fiovam-pon’i
Constantine no
niovan’ny endriky ny
rafi-pitantanana
niraisana teo amin’ny
Kristiana…
Dr. W. D. Killen
The Ancient Church, Pref., pp.15,16
… Nisoko mangina
ny fanatanterahana
ny fomba amampanao sy ny
fankalazana izay
tsy mbola ren’i
Paoly sy Petera
mihitsy,...
Dr. W. D. Killen
The Ancient Church, Pref., pp.15,16
...ary naniry
hitovy tantana
tamin’ireo
rafitra avy any
ambony.”
Apokalypsy 6:5, 6
“ary rehefa
novahany ny
tombokase
fahatelo… Ary
hitako fa, indro
nisy soavaly
mainty, …
Apokalypsy 6:5, 6
…ary izay nitaingina
azy nitondra mizàna
teny an-tànany. Ary
nahare aho, ka toa
nisy feo teo
afovoan’ny zavamanan’aina efatra
nanao hoe,
Apokalypsy 6:5, 6
…‘Venty ny vary
tritrika eran’ny fatambary, ary venty koa ny
vary hordea intelon’ny
fatam-bary; ary aza
manimba ny diloilo na
ny divay ianao.’”
James Wharey
Church History, p. 54
“Efa malaza ny Kristiana
amin’izao fotoana izao,
ary efa maro amin’ireo
izay miraiki-po
amin’izany no mitondra
ny anarana fotsiny
ihany, fa ny ao
anatin’ny fo kosa dia...
James Wharey
Church History, p. 54
... mbola jentilisa toy ny
fiainany fahiny ihany.
Tonga tahaka ny
tondra-drano ao ampiangonana
ankehitriny ny
hadisoana sy ny
fahasimbana.”
A.C. Flick
“Ny Fiangonana
Katolika matanjaka dia
mihoatra kely noho ilay
Ampira Romana natao
batisa...
A.C. Flick
Noho izany dia tsy
mahagaga ny mahita fa
maro ny fiovana nisy teo
amin’ny Fiangonana
nanomboka tamin’ny
taonjato voalohany
hatramin’ny taonjato
fahefatra.”
A.C. Flick
The Rise of the Mediaeval Church, p. 148
“Tsy afaka nitombo tao
anatin’ny sivilizasiona sy
ny fiainana
maha-jentilisa teo anivon’ny
Romana ny fiainana mahaKristiana, raha tsy nolokoina sy
naka tahaka ireo fomba amampanao, ireo fankalazana, ary ireo
fety fanao fahiny fony mbola maro
ny andriamanitra nivavahana…
A.C. Flick
The Rise of the Mediaeval Church, p. 148
…Tsy vitan’ny hoe
babon’ny fiainana
maha-Kristiana Roma,
fa dia babon-dRoma
ihany koa ny fiainana
maha-Kristiana.”
Phillip Shaff
History of the Christian Church, Vol, 3, p. 93.
“Ny fanaovana izay
ahatonga ny firenena ho
Kristiana dia nahatonga
ny fiangonana ho lasa jentilisa sy
miaina araka izao tontolo izao
kokoa… rano fotsiny ihany no
nanaovana batisa ny vahoaka
tao anatin’ny Fanjakana
Romana...
Phillip Shaff
History of the Christian Church, Vol, 3, p. 93.
…ary izany no
nampiditra tsikelikely ny
fomba amam-panao
jentilisa ho ao amin’ny
fitoerana masina, izay
niseho tamin’ny anarana
vaovao.”
Bible Readings, p. 248
“Asehon’ilay ‘soavaly
mainty’ mazava tsara ny
hamaizinana ara-panahy
sy ny fahasimbana hita tao
amin’ny fiangonana nanomboka
tamin’ny andron’i Constantine
hatramin’ny fotoana nametrahana
ny fahefana papaly tamin’ny
taona 58.”
A.D. 323
A.D. 538
Apokalypsy 6:7, 8
“Ary rehefa
novahany ny
tombo-kase
fahefatra…
Ary hitako fa
nisy soavaly
hatsatra…
Apokalypsy 6:7, 8
Ary ny
anaran’izay
nitaingina azy
atao hoe
Fahafatesana,
ary ny Fiainantsi-hita
nanaraka
azy…
Apokalypsy 6:7, 8
… Ary nomena
fahefana tamin’ny
ampahefatry ny tany
ireo hamono amin’ny
sabatra sy ny mosary
sy ny fahafatesana sy
ny bibidia ety antany.”
A.D. 538
A.D. 1517
Apokalypsy 6:9
“Ary rehefa
novahany
ny tombokase
fahadimy,
dia hitako…
Apokalypsy 6:9
…teo ambanin’ny
alitara ny
fanahin’izay voavono
noho ny
tenin’Andriamanitra
sy ny filazana izay
nohazoniny.”
Apokalypsy 6:10
“Ary niantso tamin’ny feo
mahery izy nanao hoe:
Tompo masina sy marina
ô, mandra-pahoviana no
tsy hitsaranao sy
hamalianao ny ranay
amin’izay monina eny
ambonin’ny tany?’”
Matio 24:22
“Ary raha tsy
nohafohezina
izany andro
izany…”
A.D. 1517
A.D. 1755
Apokalypsy 6:12
“Ary nahita
aho, rehefa
novahany ny
tombo-kase
fahenina,
dia nisy horohorontany
mafy…”
Nelson's New Looseleaf
Encyclopedia
“Ilay horohorontany
tany Lisbon izay
nitranga tamin’ny 1
Novambra 1755 no
horohorontany
nisongadina indrindra
teo amin’ny
tantaran’ny tany.”
Sir Charles Lyell
Principles of Geology, Vol. 2, pp. 147, 148
“Voina nahery vaika
no nandrava ny
ampahany lehibe
tamin’ny tanàna.
Olona 60.000 no
maty tao anatin’ny 6
minitra monja….
Sir Charles Lyell
Principles of Geology, Vol. 2, pp. 147, 148
…Nisintona ny
ranomasina ka
nahamaina ny
morontsiraka; rehefa
izany dia niverina
indray izy ary tafakatra
hatrany amin’ny 15
metatra na
maherin’izany, nihoatra
noho ny nahazatra.”
A Ship captain said:
“Tsy hay lazaina ny
tahotra, ny alahelo,
ny antsoantso, ary
ny fitomanian’ireo
mponina mahantra;
samy niantsoantso
ny olon-drehetra...
A Ship captain said:
‘ Hanao ahoana
izahay? Samy tsy
maharo anay na
ny rano na ny
tany, ary...
A Ship captain said:
... toa manambana
anay ho amin’ny
faharavana
tanteraka ny afo
amin’izao fotoana
izao!’... Naharitra
herinandro iray
manontolo ny
firehetan’ny afo.”
J. Nours The History and
Philosophy of Earthquakes, p.334.
“Ny fiantraikan’ilay
horohorontany
tamin’ny taona 1755
dia nipaka hatrany
amin’ny velarana
efatra tapitrisa
kilaometatra toradroa...
J. Nours The History and
Philosophy of Earthquakes, p.334.
... tamin’ny
velaran’ny tany... ary
tsy mbola nisy
nihoatra noho izany
ara-tantara.”
“… ary
tonga
mainty
tahaka ny
lamba
volon’osy
fisaonana
ny
masoandro
…”
Apokalypsy 6:12
Noah Webster
Dictionary, ed. 1869
“Nisy Andro Maizina
tamin’ny 19 May
1780, ka nahitana
haizina niavaka
tokoa nanerana an’i
Nouvelle Angleterre
tamin’io andro io...
Noah Webster
Dictionary, ed. 1869
...Tsy fantatra ny
antony marina
nahatonga io tranga
manokana io.”
Hoy ilay manam-pahaizana malaza
momba ny kintana
Herschel
Gage's History of Rowley, Massachusetts.
“Ilay andro maizina
tany Amerika
Avaratra anio dia
anisan’ireo tranga
nahafinaritra niseho
teo amin’ny
zavaboary …
Hoy ilay manam-pahaizana malaza
momba ny kintana
Herschel
Gage's History of Rowley, Massachusetts.
…izay mitana ny
fahalianana hatrany,
kanefa dia tsy hain’ny
filôzôfia hazavaina.”
Ilay andro maizina
Apokalypsy 6:12
“… ary
tonga
tahaka ny
rà avokoa
ny
volana.”
Milo Bostwick
Stone's History of Beverly, Massachusetts
“Niendrika toy ny rà ny
volana izay fenomanana
tamin’izay fotoana izay.
Ny fahatairana vokatr’izany sy
ny resaka natao matetika
momba izany no nahatonga
azy nifantoka lalina tao antsaina.”
"Ary ny
kintana
tamin’ny
lanitra dia
niraraka
tamin’ny
tany, …
Apokalypsy 6:13
…toy ny
aviavy
manitsana ny
voany manta,
raha
hozongozonin’
ny rivotra
mahery izy."
Apokalypsy 6:13
Charles A. Young,
Manual of Astronomy, p. 469
“Azo antoka fa
anisan’ny filatsahana
kintana niavaka
indrindra ny an’ny
‘Leonids’ tamin’ny 12
Novambra 1833...
Charles A. Young,
Manual of Astronomy, p. 469
... Vinavinaina ho
maherin’ny 2.000.000
isan’ora no nilatsaka
nandritry ny adin’ny
dimy na adin’ny
enina.”
Encyclopedia Americana,
under Article “Meteors”
“Izany tranga
natreha-maso
nanerana an’i
Amerika Avaratra
izany… dia nanaitra
fahalianana be...
Encyclopedia Americana,
under Article “Meteors”
Kintana manandrambo analinaliny
no nianjera...
Nisy mpandinika
sasany nampitaha ny
isan’izy ireny...
Encyclopedia Americana,
under Article “Meteors”
... tamin’ny
vaingandranomandry
mirotsaka na
tamin’ny piti-drano
mitete ao amin’ny
efitrano
fandroana.”
Elijah Burritt
Geography of the Heavens, p. 157
“Ilay tranga
nianjeran’ny
kintana izay tena
nanaitra indrindra
(13 Nov., 1833)...
Elijah Burritt
Geography of the Heavens, p. 157
… dia naharakotra ny
ampahany lehibe
tamin’ny velaran’ny
tany… naharakotra ny
ampahan’ny lanitra
iray manontolo,
niaraka tamin’ny
bolabolan’afo tsy hita
isa.”
Apokalypsy 6:14
“Dia lasa tahaka ny
taratasy voahorona
ny lanitra, ary ny
tendrombohitra sy ny
nosy rehetra dia
nafindra niala
tamin’ny fitoerany.”
Matio 24:29
“Ary raha vao afaka
ny fahoriana
amin’ireo andro ireo,
ny masoandro dia
hohamaizinina, …
Matio 24:29
…ary ny volana tsy
hahazava; ary ny
kintana hiraraka avy
any an-danitra, ary
ny herin’ny lanitra
hohozongozonina.”
Matio 24:29
“Ary amin’izany andro
izany dia hiseho eo
amin’ny lanitra ny
famantarana ny
Zanak’olona, ka
hitomany ny firenena
rehatra ambonin’ny
tany, …
Matio 24:29
…ary Hahita ny
Zanak’olona avy
amin-kery sy
voninahitra lehibe
eo amin’ny
rahon’ny lanitra
izy.”
Lioka 21:11
“… ary hisy
zavamatahotra sy
famantarana
lehibe avy
any andanitra.”
Apokalypsy 6:15
“Ary ny
mpanjakan’ny
tany sy ny lehibe
mpifehy arivo sy
ny lehilahy
mahery, …
Apokalypsy 6:15
…mbamin’ny
andevo rehetra sy
ny tsy andevo
rehetra dia niery tao
amin’ny lavaka sy
ny tao amin’ny
vatolampy eny antendrombohitra.”
Fiverenan’i
Kristy
A.D. 1755
Apokalypsy 8:1
“Ary rehefa
novahany ny tombokase fahafito, dia
nangina tokony ho
antsasaky ny ora ny
tany an-danitra.”
Matio 25:31
“Ary raha tonga ny
Zanak’olona
amin’ny voninahiny,
arahin’ny anjely
rehetra, dia
hipetraka eo
ambonin’ny seza
fiandrianan’ny
voninahiny Izy.”
Jeremia 8:20
“Lasa ny
fararano, tapitra
ny taompiotazana, nefa
tsy voavonjy
isika.”