Bitsika 53 - Ministère des Finances et du Budget

Download Report

Transcript Bitsika 53 - Ministère des Finances et du Budget

Febroary 2015
Bitsika
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroar y 2015
MINISITERAN’NY FITANTANAMBOLA SY NY TETIBOLA
FIFAMINDRAM-PAHEFANA TAO AMIN'NY
MINISITERAN'NY FITANTANAMBOLA SY NY TETIBOLA
Sary : Com Cabinet MFB
EDITO
Andraikitra mavesatra no nomen’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika
sy Andriamatoa Praiministra ka tonga eto ny tenanay hanatanteraka
ampahavononana izany adidy lehibe izany. Nomen’Andriamanitra izay
mba fahaizana kely ananana izahay, nomen’Andriamanitra ny traikefa
hatramin’ny nanombohana ny asa ka hatramin’izao. Izany no ho entiko
ho an’ny Firenena Malagasy satria tsoriko tsy ampihambahambana fa
nahazo zavatra betsaka tamin’i Madagasikara ny tenako ary mendrika
sy rariny raha manolotra izay kely ananako ahafahana mampandroso
azy sy miady amin’ny fahantrana aho…
RAKOTOARIMANANA
François Marie Maurice Gervais
Ministry ny Fitantanambola sy ny
Tetibola
Mila miara-miasa haingana isika. Ho entitra dia entitra ny tenanay
eo amin’ny fitantanambolam-panjakana satria mbola tsy manana ny
ho enti-manana isika ahafahana mampandroso ny Firenena. Ilaina
noho izany ny fanajàna sy ny fampanajàna ny lalàna, ny fitsipika, ny
procédures administratives maro samihafa izay ampiharina amin’ny
fitantanambolam-panjakana. Raha ilaina ny manatsara ny procédures
dia hatao izany… Horaisintsika ho soa toavina ka hampanjakaina eto
amin’ny Minisitera ny Transparence, Rigueur, Respect sy Intégrité. Isika
no tokony ho loha laharana mikasika izany satria izay no ahafahan’ny
mpamatsy vola manana fitokisana amintsika… Hampanjakaintsika ihany
koa ny fangaharahana eo amin’ny fitantanambola.…
Fehiny, mila fomba fiasa vaovao isika, mila paikady ahafahana miady
amin’ny fahantrana. Hisy fanovana goavana hatao ato amin’ny Minisitera
amin’ny resaka fitantanambola mba tena hisy vokatra haingana sy
mahomby ny asa tanterahintsika eto. Vokatra mahomby izay miantraika
mivantana sy ahitana vokatsoa any ifotony. Ny famoaham-bola atao,
ny tetikasa rehetra vatsian’ny Fanjakana vola na vatsian’ny mpiaramiombon’antoka vola dia tokony ho hita taratra miharihary ny làlany
sy ny vokatr’izay. Izay ilay Gestion des Finances Publiques axée sur les
Résultats. Isika rehetra no heveriko fa ahita tombotsoa ho amin’izany
satria isika izao koa dia mpandoa hetra… Manana olona, ny fahaizana
isika, manana harena isika koa handao hiara-hiasa, hiara-hanarina ny
Firenentsika. Entaniko amin'izay ianareo, fa minoa ahy fa raha tanteraka
izany dia handroso Madagasikara.
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 2
MFB
FIFAMINDRAM-PAHEFANAN’NY MINISTRY NY
FITANTANAMBOLA SY NY TETIBOLA
Tontosa ny zoma 30 janoary 2015 teo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitry
ny Fitantanambola sy ny Tetibola teo aloha, ny Pr-Inj RAZAFINDRAVONONA Jean sy
Andriamatoa RAKOTOARIMANANA Maurice François Gervais, voatendry hitantana ny
Minisitera manomboka izao. Ho fintinina amintsika etoana ireo lahatenin’ny Ministra teo
aloha sy ny Sekretera Jeneralin’ny Minisitera nandritra io fotoana io.
…
Ny
voalohan-teny
dia
mitodika
amin’ny
Minisitra
RAZAFINDRAVONONA Jean izahay.
Manolotra
ny
fankasitrahana
sy fisaorana tamin’ny fiarahamiasa izay nisy teto amin’ity
Minisitera ity nandritra ny fotoana
nitantananao
azy.
Maro
ny
zava-vita, tsy ho voatanisa eto
avokoa izany nefa samy manana
ny lanjany. Saingy zavatra telo
lehibe kosa no ho tsindrina dia
ao ny nanaovana ny Tetibolampanjakana
nasiam-panitsiana
2014, ny Tetibolam-panjakana
2015, ary ny farany fa tsy ny
kely indrindra dia ny nahazoana
ny programme miaraka amin’ny
Tahirimbola Iraisam-pirenena izay
asa mavesatra nefa tanteraka,
ary
varavarana
misokatra
amin’ny fiaraha-miasa amin’ny
mpamatsy vola iraisam-pirenena…
Tao ihany koa ny nanohizana
ny fanakaikezana ny vahoaka
amin’ny alalan’ny fametrahana
ny rantsamangaikan’ny Minisitera
isaky ny Faritra eto Madagasikara...
Manaraka izay, mamela ahy
tompokolahy
sy
tompokavavy
hitodika
amin’ny
Minisitra
RAKOTOARIMANANA
Gervais.
Miarahaba anao izahay eto amin’ny
Ministeran’ny Fitantanambola sy
ny Tetibola
amin’ny anaran’ny
mpiara-miasa
rehetra.
Aza
manana ahiahy ianao fa tsy
Sary : Cellule communication MFB
F
isoarana lehibe no voalohan-teny amin’ny firariantsoa nomenareo.
Zava-dehibe izany satria ny firariantsoa no ahafahana
manatanteraka ny asa sy ny andraikitra lehibe tsy maintsy ho
sahanina… Amin-kafaliana lehibe no ifanatrehako tava aminareo sy
iarahabako anareo mpiara-miasa nahatratra izao taona vaovao izao.
Ary mirary koa ny hisian’ny fiaraha-miasa eo amintsika satria ny tenako
irery dia tsy ahavita firy amin’ity Minisitera ity koa ny fiarahantsika
rehetra miasa no ahafahantsika mandresy ny fahantrana lalina dia
lalina mianjady amin’ny Firenena. Koa entaniko isika rehetra mba
tena samy hanao izay azony atao, tsy hikely soroka, tsy hitarain-tanamiepaka fa hanolotra izay azony atolotra ho amin’ny fampandrosoana
ny Firenentsika…
VAOVAO
Tamim-pirahalahiana no nanatanterahana ny fifamindrampahefana ny 30janoary 2015 teo
ohatran’ny ranon’Ikopa izahay
ka tonga namana vao mavomavo.
Mandray anao an-tanan-droa sy
am-pifaliana tanteraka. Dia mirary
anao ahita fahombiazana amin’ity
andraikitra mavesatra tokoa, izay
sarotra satria ny Minisiteran’ny
Fitantanambola sy ny Tetibola dia
kitro ifaharan’ny Firenena malagasy
iray manontolo… Manome toky fa
hiara-hiasa aminao an-kitsipo, ary
hitondra ny fahaiza-manaonay sy
ny haitao ary ny traikefa hanao
soroka miara-milanja sy tongotra
miara-mamindra…
ANDRIAMBOLOLONA
Vonintsalama
Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny
Fitantanambola sy ny Tetibola
… Mitarika ny mpiara-miasa
mba hanampy bebe kokoa noho
ny natao tamin’ny taon-dasa
amin’ny
fampandrosoana
ny
Minisiteran’ny Fitantanambola sy ny
Tetibola izay tarihin’Andriamatoa
RAKOTOARIMANANA
Gervais,
Minisitra
vaovao.
Izy
no
noeritreretin’ny
Filohampirenena fa hitondra avoavo
kokoa ity Minisiterantsika ity ary
koa hampandroso ny vahoaka
Malagasy,
hampandroso
ny
Firenena Malagasy. Miangavy
antsika rehetra hanome tànana…
Ny faharoa, ho anao Atoa Minisitra,
manamafy ny firariantsoa nentindRtoa Sekretera Jeneraly, mba
ahita fahombiazana, ary hitondra
ny tsara amin’ny fampandrosoana
ity Minisiterantsika ity. Mirary soa
ho anao ny tenako.
RAZAFINDRAVONONA Jean
Minisitry ny Fitantanambola sy ny
Tetibola teo aloha
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 3
VAOVAO
VAOVAO
MF B
MFB
FIFAMPIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2015 TENY
AMIn'ny A&C IVATO ny ALAKAMISY 15 JANOARY 2015
Sary : Hery RASOLO
… Raha ny taona 2014 no
resahina dia maro ny zavatra
vita ary manana ny lanjany izy
ireny… Mendrika ho tolorana ny
fisaorana sy ny fankasitrahana
ianao Andriamatoa Minisitra no
hiantefan’izany voalohany !
…Manarak’izay dia tolorana ny
fisaorana isika Mpiara miasa :
ireo ao amin’ny sampandraharaha
misahana ny fampidiram-bola,
ireo ao amin’ny sampandraharaha
isan-tsokajiny
misahana
ny
fananterahana sy ny fanarahamaso ny fandaniana, ny ao
amin’ny fitantanana ny kitapombolampanjakana , ny ao amin’ny
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 4
Sary : Hery RASOLO
Tiako indrindra ny misaotra antsika
ny amin’ny fahatsapan-tena amin’ny
lafiny arak’asa na conscience
professionnelle ary amporisihiko
indrindra ny hitohizan’izany… Koa
dia mirary soa indrindra, hiara-paly
isika ka ho hafaliana foana, tsiky
lava no iarahako aminareo.
RAHELIMININA Roja
Filohan'ny Délégué/MFB
Pr. Ing. RAZAFINDRAVONONA
Jean
Minisitry ny fitantanambola sy ny
Tetibola teo aloha
sampandraharaha samihafa ny
Minisitera izay samy nitondra ny
anjara biriky , ireo sampandraharaha
eny amin’ny Faritra... Tolorana ny
fankasitrahana satria isika izao
tokoa mantsy no angady nanana sy
vy nahitana an’ izany fahombiazana
izany. Tsy adino ihany koa ireo
Mpitondranareo
tsirairay
avy,
izay vato namelan-kafatra, nahay
nanentana, nandrinda ary nitarika...
Sary : Hery RASOLO
Mendri-piderana tokoa ny ezaka
vitan’ny Minisitera iny taona 2014
iny… Voafehy araka ny tokony ho
izy ny volam-panjakana ary mendripankasitrahana ny kalitaon’ny asa
eo anivon’ny sampandraharahan'ny
Ny vanim-potoana toy izao dia
fitodihana ny lasa ary koa hibanjinana
ny ho avy.
Fa ny ho singaninay dia ity farany, ny
mikasika ny tokantranontsika, satria
dia nitohy hatrany ny :
• Fanatsarana ny tontolon'ny asa :
fiofanana arak'asa teto an-toerana
amin'ny fonctionnaire ;
• Navaozina koa ny Centre Médical
teto Antaninarenina anisan'izany ny
pharmacie fitahirizana fanafody …
Misaotra anao indrindra izahay,
Andriamatoa Minisitra tamin' ireo
ezaka maro nataonao na dia fotoana
fohy aza no nitantanao izany Minisitera
izany… Mamerina ny firariantsoa
ho anao sy ny ankohonanao,
Andriamatoa Minisitra mivady, ho
heniky ny fahasalamana, ho hipoky
ny fahombiazana anie ianareo ary ho
tahian'Andriamanitra mandrakariva.
Sary : Hery RASOLO
… Pejy iray indray iny nivadika
iny.
Ny Filoha hajaina Hery
RAJAONARIMAMPIANINA
no
nanambara fa taom-piaingana ho
an’ny fampandrosoana ny taona
2015. Ny taona 2014 no taom-
Minisitera. Porofon’ny asa vita ihany
koa ireo sonia isan-karazany na ho
amin’ny fiaraha-miasa izany, na ho
amin’ny famatsiam-bola. Ny iraka
nataon’ny delegasiona Malagasy
notarihiko tany Washington dia
nanokatra varavarana maro ho an’ny
fanarenana sy fampandrosoana ny
firenena.
na tany ivelany ary dia samy nahazo
ny tandrifiny avy ny tsirairay izay
mila an'izany ;
• Fanatsarana, fanavaozana ny
toeram-piasana sy ny fampitaovana,
fanorenana trano vaovao manarapenitra tsy teto an-toerana ihany fa
manerana ny faritra na dia ireo izay
lazaina fa lavitra Andriana aza ;
• Fametrahana ny Badge électronique
satria dia hita fa nisy vokan-tsoa
izany amin'ny fanajàna ny ora
hiasana ka hitovian'ny mpiara-miasa
rehetra ;
• Tao koa ireo fijerena akaiky ny ECD
ka nampidirana azy ho contractuel
sy ny fahazoany tombotsoa mitovy
(TOHINY)
ANDRIAMBOLOLONA
Vonintsalama
Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny
Fitantanambola sy ny Tetibola
Sary : Hery RASOLO
Sary : Hery RASOLO
panarenana
taorian’ny
kirizy.
Nilofosana tanteraka ny namerenana
ny fitokisan’ny Fianakaviam-be
iraisam-pirenena sy ireo mpiaramiombon’antoka isan-tsokajiny…
Niroso ary tsy hihemotra intsony
ny dia ; nisokatra ireo làlana
maro isan-karazany hahafahan’i
Madagasikara mahatsinjo tarapahazavana,
isan’izany
ireo
famatsiam-bola maro isan-tsokajiny
izay niverina sy nosoniavina ny
faraparan’iny taona 2014 iny.
Isika eto amin’ny Minisiteran’ny
Fitantanambola sy ny Tetibola dia
andry iray lehibe nahatanterahana
izany.
FIFAMPIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2015
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 5
VAOVAO
VAOVAO
MF B
Sary : Hery RASOLO
FIFAMPIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2015
MFB
FIRARIANTSOA HO AN'NY TAONA VAOVAO 2015
(TOHINY)
F
Sary : Hery RASOLO
aly
miarahaba
antsika
mpiaramiasa rehetra eto
amin’ny Minisiteran’ny
Fitantanambola sy ny
Tetibola nahatratra ny
taona vaovao 2015 ny
tenako. Ho taona zina
sy feno fahombiazana
ho antsika anie ity
2015 ity, fahombiazana
izay
ilàna
ezaka
avy
amintsika
tsirairay.
Hirariako
ny
hampiroborobo
ny
firaisankinantsika
eto
anivon’ity
minisiterantsika ity. Fa
ny firariantsoa anefa
tsy tapitra amin’ny asa
ihany, fa eo ihany koa
ny faniriako, mba ho
salama sy matanjaka
hatrany isika rehetra
amin’ity taom-baovao
ity. Ary tsy hadinoiko
ny mampita ny soa
rehetra
ho
an’ny
fianakaviantsika
tsirairay
avy,
mba
ho
taona
feno
fahasambarana
ho
antsika mianakavy ny
2015.
A
min’izao
taombaovao izao dia
faly ny tenako
miarahaba
sy
maniry
antsika rehetra hahavita
soa aman-tsara hatramin’ny
farany ity taom-piasana
2015 ity. 37 taona niasana
tato anivon’ny Foiben-ketra
Tale Jeneralin’ny Foibempitondràna ankapobeny
misahana nny fanarahamason’ny Fampiasana ny
Volam-panjakana (DGCF)
Sary : Hery RASOLO
M
Sary : Hery RASOLO
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 6
RAHANTINIRINA
Georgette Edwige
Contrôleur des Impôts
RANAIVO Henri
H
irary soa ho
antsika mpiaramiasa
rehetra
nahatratra ity taona vaovao
ity. Hitondra fanambinana
sy
fahasalamana
ho
ny tenako ary mahita fa
misy ny fivoarana amin’ny
lafiny rehetra. Betsaka
ny zavatra nolalovana
tanatin’izay fotoana izay ka
mino sy manantena fa mbola
ho tsara lavitra ny amin’ity
taona ity ka samy havitrika
amin’ny fanatanterahana ny
asany ny tsirairay. Mirary
taom-pahasambarana sy
taom-pahasalamana
ho
antsika e !
antsika anie ity taona izay
diavintsika ity.
RAZAFINIMANANA
Vonimbola
Ccom DGGFPE
afaliana ho ahy,
R A M A N A M PA NOHARANA
Andry, Sekretera Jeneraly,
sy
ny
mpiara-miasa
rehetra
eto
amin’ny
Filan-kevitra
Ambony
momba ny Fitanankaonty
(Conseil
Supérieur
de
la
Comptabilité)
no
miarahaba ary mirary
soa ho an’Andriamatoa
Minisitry
ny
Fitantanambola sy ny
Tetibola sy ny ankohonany
nahatratra ny krismasy
2014 sy ny taona vaovao
2015.
Miarahaba ihany koa
antsika
mpiara-miasa
rehetra tsy ankanavaka
eto amin’ny Ministera ary
mirary soa ho antsika
tsirairay avy, hananantsika
f a h a s a l a m a n a
hahatontosantsika
ireo
adidy
sy
andraikitra
sahanintsika
ary
hahitantsika fahombiazana
amin’izay rehetra atao.
Dia hahatratra taona
marobe mitsingeringerina
anie isika rehetra.
RAMANAMPANOHARANA
Andry
SG/CSC
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 7
vaovao
VAOVAO
DGD
DGB
FIFAMPIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA 2015
FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENAN’NY
FADITSERANANA
Efa fomba fanao isan-taona ny Lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona eo anivon’ny
Fiadidiana Ankapobeny ny Tetibola (DGB). Tafavory avokoa ny Mpiara-miasa rehetra avy
amin’ny lafy valon’ny Nosy, izay notarihin’Atoa RAZANAJATO RAZAFINIMANANA Mialy
Lanto, Tale Jeneralin’ny Tetibola, ary natrehan’Atoa Pr-Inj RAZAFINDRAVONONA Jean,
Minisitry ny Fitantanambola sy ny Tetibola teo aloha, Atoa RANDRIANASOLO John Brice,
Talen’ny Kabinetra, Rtoa RAZAFINTSALAMA Ihanta, Tale Jeneralin’ny Fitantanana arabola ny mpiasam-panjakana (DGGFPE), ary Atoa RAZAFY HarisonVonjy, Tale Jeneralin’ny
ARMP.
Sary : Joel Andriamisa
Sary : Joel Andriamisa
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 8
Ravoahangy Ny Aina
Ccom DGB
Dikateny Malagasy
Andrianavalo Yann Ely
Sary : RAKOTONDRAZAKA Hermann
tena ny Minisiteran’ny Fitantanambola
sy ny Tetibola eo anivon’ireo vaomiera
samihafa any amin’ny Faritra.
Ny
lanonana
fifampiarahabana
nahatratra ny taona dia fotoana iray
nanamafisana
ny
firaisankinan’ny
Mpiara-miasa. Izany dia notanterahina
tao anatin’ny firahalahiana sy ny fifaliana
tanteraka. Tsara fanombohana ity taona
vaovao feno fanamby ity.
Nanatrika ny fankalazana ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny eo amin'ny Minisiteran'ny
Fitantanambola sy ny Tetibola
de Contrôle), izay iarahana miasa
amin’ny
minisiteram-panjakana
hafa toa ny Minisiteran’ny Varotra,
ny Ministeran’ny Fahasalamana, ny
Minisiteran’ny Fitaterana. Miaramiasa amin’ny sehatra tsy miankina
koa anefa ny Faditseranana amin’ny
fametrahana ny guichet unique
Tradenet. Iarahana amin’ny orinasa
Gasynet ny fanatanterahana izany.
Vao tsy ela akory dia nisy ny fifanarampiaraha-miasan’ny
Faditseranana
amin’ny Firenena Israelianina.
Ny famelabelarana nataon'ny Directeur des statistiques ao amin'ny
Faditseranana
Sary : RAKOTONDRAZAKA Hermann
Sary : Joel Andriamisa
Sary : Joel Andriamisa
Tsara ny mampahatsiahy fa manana
anjara toerana lehibe io rafitra io satria
ahitana ny ratsamangaikan’ny Fiadidiana
Ankapobeny ny Tetibola rehetra. Izy
io dia iandraikitra : ny fampiharana
ny politikam-panjakana mikasika ny
fandaniam-bolam-panjakana,
ny
fampiharana ny tetibolam-panjakana
sy ny fanaraha-maso akaiky izany,
ny fanalàlana ny fampidiram-bolampanjakana sy ny fandaniam-bolampanjakana, ny fanomezana torohevitra
sy ny fanofanana mikasika ny fomba
arahina amin’ny fampiharana ny
tetibolam-panjakana, ary ny fisoloana
L
a Gestion Coordonnée des Frontières
– Une démarche participative
pour tous les acteurs concernés.
Io no lohahevitra iraisam-pirenena
nentina nankalazana maneran-tany
ny andron’ny Faditseranana, araka ny
tolo-kevitry ny Organisation Mondiale
de la Douane (OMD). Lohahevitra
izay manambara fa ilaina ny fiarahamiasan’ireo mpiara-miombon’antoka
rehetra misahana ny fanarahamaso
ny sisintany raha tiana hitoetra ny
lamina eo amin’ny fivezivezen’ny
olona sy ny fivezivezen’ny entana
amin’ny sehatry ny varotra iraisampirenena. Hanatsara ny fisahanandraharahan’ny
Faditseranana
izany sy ny tontolo manodidina ny
fampiasam-bola na anatiny na ivelan'i
Madagasikara.
Raha ny Faditseranana malagasy
manokana no resahina dia efa
nisy ny dingana lehibe vita amin’ny
fampandraisana anjara ireo mpiaramiombon’antoka
rehetra
aminy.
Azo raisina ohatra amin’izany ny
fametrahana ny module MIDAC
(Ministères Départements et Agences
Sary : RAKOTONDRAZAKA Hermann
F
otoana iray nisaoran’Atoa Tale
Jeneraly ny mpiara-miasa aminy io
andro io, tamin’ny ezaka nataon’izy
ireo nandritra iny taona lasa iny sy
nilazany izay asa mbola miandry amin’ity
taona 2015 ity. Anisan’ny ho vaindohandraharaha ny fanapariaham-pahefana
momba ny fitantanana ny tetibolampanjakana sy ny fanatsarana ny
raharaha atolotra ny mpilaraharaha ary
ny politikan’ny fanakaikezana vahoaka.
Hanamarika ny taona 2015, araka
izany, ny fametrahana ireo Talem-paritry
ny Tetibola (DRB) miisa 11 manerana ny
Nosy.
Ny Alatsinainy 26 janoary 2015 teo no andro iraisam-pirenena ho an’ny Faditseranana.
Nandray anjara tamin’izany ny Faditseranana Malagasy ary teny Ivato no nanatanterahana
ny fankalazana.
Raha iverenana ny fankalazana
ny
andro
iraisam-pirenenan’ny
Faditseranana tamin’ny ity taona
2015 ity, ankoatra ireo lahateny
sy famebelarana isan-tsokajiny dia
nisy ihany koa fanomezana maripankasitrahana avy amin'ny OMD ho
an’ireo rehetra miara-miasa amin’ny
Faditseranana malagasy.
RAKOTONDRAZAKA Hermann
Ccom DGD
Ireo nahazo mari-pankasitrahana avy amin'ny OMD , isan'izany Rtoa SG
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 9
VAOVAO
VAOVAO
DGB
DGI
FAMPIOFANANA MOMBA NY TENY MITAN’NY FAMPIHARANA
NY TETIBOLA 2015
Notanterahina ny Alarobia 14 Janoary 2014 lasa teo, teny amin’ny CCI Ivato ny hetsika
fanombohana ny fanofanana mikasika ny Teny Mita momba ny Fampiharana ny Tetibola 2015.
Ny Minisitry ny Fitantanambola sy ny Tetibola teo aloha, ny Pr-Inj RAZAFINDRAVONONA
Jean, no nitarika ny fihaonana, izay notronin’ireo Foibem-pitantanana Ankapobeny hafa
ankoatry ny Fiadidiana Ankapobeny ny Tetibola, izay tompomarika voalohany tamin’io
atrikasa io.
Tanjonan’ny teny Mita
Ny zava-kendrena dia izay mikasika ireo
fitsipika fototra momba ny fitantanana ny
tetibola, ny fampiharana ny tetibola, ny
fanarahamaso ara-bola, ireo fikirakirana
eny anivon’ny Tahirimbolam-panjakana,
ny fitantanana ny fananam-panjakana,
ny fitantanana ny karama sy ny
fisotroan-dronono, ny tsenam-panjakana,
ny fiaraha-miasan’ny Fanjakana sy ny
tsy miankina, ary ireo fepetra momba ny
hetra. Io atrikasa io dia nahafahan’ireo
mpiantsehatra ara-tetibola rehetra
nisitraka fanamafisana ny fahaizamanaon’izy ireo sy mampanaraka
ny vanin’andro ireo fepetra vaovao
mikasika ny fampiharana ny tetibola.
Tsara ny manamarika fa misy isantaona io fiofanana io ary omena ny eto
amin’ny Foibe sy ny any amin’ny Faritra
mba hahafahan’ny rehetra manana
lenta mitovy mikasika ny vaovao eo ampelatanana.
Toromarika
Ny Lalàna mifehy ny fitantanambolam-panjakana dia mihevitra ny
hitondra ny entimanana ilaina amin’ny
fanatanterahana ny vina “Madagasikara:
Firenena mivaotra sy miroborobo”.
Ny fanjakana tsara tantana. Ny
fanjakana tsara tantana no fotokevitra
entina hampiasana ara-drariny ireo
loharanom-bola sy fandaniana ataon’ny
fanjakana, ary izany dia mamporisika ny
fanajàna ny lalàna, ny rafitra fanaovana
tomban’ezaka sy ny fitsinjovana
ny fiainam-bahoaka avy amin’ireo
tompon’andraikitra ara-tetibola isantsokajiny.
Ho an’ny taona 2015, ny tahan’ny
fandrindrana ny fandaniana ho an’ny telo
volana voalohany dia 4,3%. Ho an’ny
karama sy ny tambin-karama dia 25%
kosa izany.
Ny Ministry ny Fitantanambola sy ny
Tetibola teo aloha dia nanentana ireo
tompon’andraikitra ara-tetibola mba
hijery ny lafiny rehetra momba ny
fanjakana tsara tantana indrindra ny
ara-bola, ny ara-tetibola ary ny lalàna.
Amin’izany, ny Fitantanana miompana
amin’ny vokatra izay mifandray amin’ny
rafitry ny tetibolam-pandaharanasa dia
hahafana mitsinjara ara-drariny ireo
loharanom-bola.
Nanamafy koa izy fa ny fandaniana
laharam-pahamehana
dia
tokony
tanterahina amin’ity telo volana voalohany
ity.Ireolaharam-pahamehanaireodiaizay
fandaniana misy fiantraikany mivantana
amin’ny
mponina
(fampianarana,
fahasalamana, fampandrosoana ary
fandriampahalemana).
Ny raharaham-panjakana rehetra
dia miompana amin’ny politikan’ny
fanakaikezana ny vahoaka,
izay
voarakitra ao amin’ny Politique Générale
de l'Etat (PGE). Mba hahatanteraka ny
fanapariaham-pahefana tena izy, tokony
ho 50% farafahakeliny ny sora-bola
alefa any amin’ireo Vondrombahoaka
itsinjaram-pahefana.
Tarehimarika
Ny taona 2015 dia mariky ny fiverenan’ny
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 10
fiaraha-miasa
amin’ireo
mpiaramiombon’antoka ara-teknika sy ara-bola.
Hisy ihany koa ezaka fampidiram-bola
anatiny. Halalaka tsara ny fahafahamihetsika amin’ny firotsahan’ny fanjakana
an-tsehatra sy ny fandrindrana ny
fampandrosoana. Ny tanjona amin’ny
fitombon’ny toekarena dia ambony satria
5% no taham-pitomboan’ny toekarena
napetrak’i Madagasikara amin’ity taona
ity, izay mifanindran-dàlana amin’i Afrika
Atsimon’i Sahara.
Ny fanamafisana ny fototry ny
fampandrosoana maharitra sy iarahana
no mbola atao laharam-pahamehana
amin’ity taona ity. Ny fandaniambolam-panjakana dia hiompana amin’ny
fampandrosoana ny eny ambanivohitra,
ny fanamorana ny fahazoana raharaha
sosialy
fototra
(fahasalamana,
fampianarana), ny fanomezana aina
indray ny sehatra angovo, tsy ny
fampiroboroboana ny angovo azo
havaozina ihany fa ny fampandrosoana
ny famoronan'asa.
Mihamazava ny toedraharahan’ny
tontolon’ny tetibola. Hita soritra
miandalana ny fahamarinan-toeran’ireo
tondro ; ny taham-pisondrotanan’ny vidimpiainana dia voatana ho 6,9% amin’ny
antenantenam-potoana
ary
8,1%
amin’ny faran’ny taona. Ny fatiatonka
ara-tetibola kosa dia 2,7%n-ny PIB.
FANDAMINANA VAOVAO EO AMIN’NY
SAMPANDRAHARAHAN’NY HETRA
Natambatra ny SRE mba hanatsarana ny fandraisana ny mpandoa hetra.
A
ra k a
ny
f i l a m a t ra
i z ay
n a p e t ra k y
ny
fitondram-panjakana
a m i n’ ny f a n a r e n a n a ny l a f i ny
a ra - e ko n o m i k a a m i n’ i t y t a o n a
2 0 1 5 d i a m i s y ny f a n a t s a ra n a
h a t ra ny
ny
f i f a n d ra i s a n a
a m i n’ ny m p a n d o a h e t ra .
I s a n’ ny f i t a o va n a a m i n’ i z a ny
ny f a m e t ra h a n a ny b i ra o i z ay
s a dy m a n a f a i n ga n a ny a s a
n o m a n a m o ra ny f i k i ra k i ra n a
ny d o s i e. Toy ny S a m p a n d r a h a r a h a n’ ny
orinasa
isam-paritra
na
SRE
eto
a m i n’ ny f a r i t ra A n a l a m a n ga
i z ay
n a t a m b a t ra
ho
s a m p a n d ra h a ra h a ro a l e h i b e.
N y S R E A , B, C a r y D t e o a l o h a
d i a l a s a S a m p a n d ra h a ra h a n’ ny
orinasa
i s a m - p a r i t ra
SRE 1
Analamanga sy
Sampandraharahan’ny
o r i n a s a i s a m - p a r i t ra S R E 2
Analamanga.
N a n o m b o k a ny 1 j a n o a r y
2 0 1 5 a ra k a i z a ny ny S R E 1
dia misahana ireo mpandoa
h e t ra
manana
N u m é ro
d’Immatriculation Fiscale (NIF)
m i f a ra na a min’ny isa tsy a nk a s a (impair) sy ma na na vola
m a t y ma nela nela na ny Ar
200
ta p itrisa
ha tra min’ny
l a t s a ky ny Ar 4 milia ra . Ny
S R E 2 kosa etsy a n-kila ny d ia
h i s a ha na izay ma na na Numéro
d ’ I m ma tric ula tion Fisc ale (NIF)
a n - k a sa (pair) sy ma na na vola
m a t y ma nela nela na ny Ar 2 0 0
t a p i trisa ha tra min’ny la tsa ky
ny Ar 4 milia ra .
RAKOTONIONY N.V. Suzy
Ccom DGI
D G G FP E
MIAKATRA NY KARAMAN’NY MPIASAM-PANJAKANA
Ny karama amin’ny volana febroary no ahitana izany fiakarana izany.
A
RAMIANDRASOA Rojo
raka
ny
nambaran’ny
Filoham-pirenena
Hery
RAJAONARIMAMPIANINA
tamin’ny fifampiarahabana nahatratra
ny taona 2015 teny Iavoloha ny 06
janoary 2015 lasa teo, dia niakatra
7% ny karama sy ny fisotroan-dronono
ho an’ny mpiasam-panjakana.
Mihatra manomboka ny volana
janoary io fisondrotana io ary aloa
miaraka amin’ny karama volana
febroary. Mpiasam-panjakana amperin’asa mahatratra 112 500 sy
mpisotro ronono maherin’ny 106 000
no hahazo tombontsoa amin’izany.
Mahatratra 59 miliara Ariary ny tetibidin’io fisondrotana io mandritra ny
taona.
CComm DGB
Dikateny Malagasy
RAZANAJATO Mirana
ANDRIANAVALO Yann Ely
Ccom DGGFPE
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 11
ACTUALITES
VAOVAO
CSC
VERS UN SUIVI MINUTIEUX DES OPERATIONS DE
SUBVENTION AU SECTEUR PRIVE
Dans une optique d’optimisation des ressources et des dépenses publiques et afin de mieux
ancrer aux acteurs budgétaires, également acteurs publics, la culture de redevabilité, la
Direction de la Promotion du Partenariat Public-Privé au sein du Ministère des Finances et
du Budget se chargera à partir de l’exercice budgétaire 2015, de la coordination et du suivi des
opérations de subventions accordées par l’Etat au secteur privé.
L
a
définition
des
objets ou de la nature
de
l’intervention
(compensation de pertes,
action sur le niveau de
la production, sur les
prix de vente ou sur
les bénéfices, mise en
œuvre d’une politique
publique
spécifique…),
l’identification
des
bénéficiaires
(entités
non-étatiques dont les
sociétés, les fédérations
sportives ou les offices
régionaux du tourisme), et
l’arrêtage des montants à
allouer demeurent sous la
responsabilité de chaque
département ministériel.
Pour ce faire, ces derniers
doivent se référer à la
Politique Générale de
l’Etat, à l’orientation de
la politique budgétaire,
ou encore aux missions
et attributions de leurs
Ministères respectifs.
En ce qui concerne le
suivi effectif, une nouvelle
disposition est intégrée
dans
la
Circulaire
d’exécution
budgétaire
au titre de l'année 2015.
Cette disposition institue un
mécanisme de coordination
et de suivi des subventions
au secteur privé intégré
dans le processus de
revue trimestrielle de
l’exécution
budgétaire.
Tout
département
ministériel bénéficiaire de
crédit budgétaire afférent
aux subventions au secteur
privé est donc tenu de
remplir trimestriellement
une fiche de subvention
au secteur privé, dont un
modèle est déjà reproduit
dans
la
Circulaire
d’exécution
budgétaire
2015.
A moyen terme, la pleine et
l’entière responsabilisation
des
acteurs
des
opérations de subventions
pourraient contribuer à
renforcer la politique de
décentralisation de la
gestion budgétaire, un
des gages de la bonne
gouvernance des finances
publiques. La Direction
de la Promotion du
Partenariat Public Privé
(DP3P) espère ainsi une
étroite collaboration et une
sérieuse coopération avec
les acteurs potentiels des
opérations de subvention
afin de mener à bien tout
le processus.
RANDRIAMAHALEO
Tovo
RADOHASINA Miora
Sahaza
Service de la Coordination et
du suivi
PRESENTATION DETAILLEE DES OPERATIONS DE SUBVENTIONS
B 1 - O B JEC T IF S P RINCIPAUX / RES ULTATS ATTENDUS (Description qualita tive et
q u a n t i t a t ive d e s o p é r a tio n s d e s ubve ntion)
OBJECTIFS
RESULTAT(S) ATTENDU(S)
IMPACT(S) ENVISAGE(S)
- Economiques,
- Sociaux,
-…
B 2 - LI STE DE S B E NEF ICIAIRES DES S UBVENTIONS
Bénéficiaires
Statut*
Code
d’identification
dans le budget **
Montant à allouer
durant l’année
(en milliers
Ariary)***
Objet des
subventions de
l’Etat
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 12
Calendrier
prévisionnel
d’exécution ****
Pourcentage de contribution
de l’Etat sur le total du
financement des opérations
subventionnées *****
IVOTOERANA FITAHIRIZAM-BOKY AO AMIN’NY CSC
Tsara ny mampahafantatra antsika mpiara-miasa rehetra eto amin’ny Ministeran’ny
Fitantanambola sy ny Tetibola fa manana Ivotoerana fitahirizam-boky (Centre de
documentation) ny Filan-kevitra Ambony momba ny Fitanan-kaonty (Conseil Supérieur de
la Comptabilité).
M
iisa 700 eo ho
eo ireo boky
ao
amin’io
ivotoerana
io
izay
fanomezana natolotry ny
mpiara-miombon’antoka
amin’ny CSC avy any
ivelany ary mahakasika
taranja maro toy ny
fitanan-kaonty,
ny
fitantanambola, ny hetra,
ny toekarena, ny lalàna
sns...
Misokatra
ho
an’ny
olon-drehetra
maniry
handalina
fahalalàna
mikasika ny fitanankaonty
sy ny taranja mifandray
Sary : CSC
DP3 P
aminy ny Ivotoerana
fitahirizam-bokin’ny CSC.
Koa, izay liana amin’ny
fizahàna ireo boky ireo
dia
mitondra
kara-
panondrom-pirenena
ary afaka manatona
ny CSC ety amin’ny
Lot VA 44 H Tsiadana
Route
de
l’Université
101
Antananarivo
ny
alatsinainy
ka
hatramin’ny zoma amin’ny
ora fiasàna.
Marihina anefa fa mba
ho fitsinjovana ny tsy
hahavery na ny tsy
hahasimba ny boky dia
tsy azo entina mody ireo
boky ireo fa natao ho
vakiana eo an-toerana
ihany.
RAKOTO Patricia
Directeur de la
Communication et de la
Promotion des Normes
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 13
VAOVAO
VAOVAO
DRG
HATSARAINA NY KALITAON’NY TOLOTR’ASA OMENA NY
MPANJIFA ETO AMIN’NY MFB, FIARAHA-MIASAN’NY
DRG SY NY DRHA
Taorian’ny fametrahana ireo tourniquets életromécaniques bidirectionnels sy ny varavarampitaratra arifomba, ary ny fanavaozana ny efitra fandraisana sy filan-kevitra nataon’ny
DRHA, dia mitohy hatrany ny fanatsarana ny tolotr’asa sy ny torohevitra ho an’ireo Mpanjifa,
mangataka raharaha eto amin’ny Ministera.
N
amolavola
f i t a o v a n a
e n t i n a
mandrefy
ny
fahafampon’ireo
mpanjifa
mangataka
raharaha eto amin’ny
MFB ny Direction du
Renforcement
de
la
Gouvernance
(DRG).
Napetraka noho izany
ny Fic he Visiteur teo
amin’ny
varavarana
fidirana.
Ny tanjona dia ny
ahafahana
mandrefy
ny fahaiza-manao sy
ny
fomba
fiasan’ny
sampan-draharaha
isan-tsokajiny
mba
hanatsarana
bebe
kokoa ny kalitaon’ny
asa amin’ny alalan’ny
fandraisana mahafapo
; sy ny fampitoviana
lenta an’ireo mpanjifa
eto anivon’ny Ministera.
Telo
volana
no
nanaovana ny andrana
f a n a d i h a d i a n a
(oktobra,
novambra,
desambra
2014)
ka
toy
izao
ny
vokatra azo tamin’ny
santionan’olona
miisa
1334 :
VOKATRA ANKAPOBENY
Fahafahampo teo amin'ny fandraisana
Isan’ny
Isan-jato
Mpanjifa
Tsara
1174
88
Antonony
93
7
Ratsy
4
1
Tsy nilaza ny
63
4
heviny
Totaliny
1334
100
Fahafahampo teo amin'ny raharaha natao
Isan’ny
Isan-jato
Mpanjifa
Tsara
1124
84
Antonony
127
9
Ratsy
4
1
Tsy nilaza ny
79
6
heviny
Totaliny
1334
100
Ireo asa nangatahin’ny mpanjifa :
Antony
Visa Fiantsorohana-fitsaboana
Fisotroan-dronono (Pension)
Karama (Solde)
Kirakira SIIGFP
Antony tsy voafaritra
Antony samihafa
Totaliny
Isan’ ny
Mpanjifa
636
240
60
35
244
110
1334
Isan-jato
48
18
4
3
18
9
Ny faharetan’ny fandraisana sy ny fikarakarana ny antontan-taratasy :
Isanjato
Isa
Faharetan’ny fitsidihana
5 - 15 minitra
15 - 30 minitra
30 - 45 minitra
45 - 60 minitra
Mihoatra ny ora iray
Faharetana tsy voafaritra
Totaliny
Visa
fiantsorohana
fitsabona
488
74
16
10
14
34
636
Fisotroandronono
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 14
134
74
6
7
1
18
240
Karama
37
11
5
2
0
5
60
Kirakira Fototra:
SIGFP
971
21
7
2
3
2
0
35
70
17
3
2
2
6
100
Fanamarihana
• F a h a f a h a m p o
a m i n’ ny a n k a p o b e ny :
A ra k a
ny
fanadihadina
dia
azo
lazaina
fa
nisy
fahafahampo
a z o n’ i r e o
mpanjifa
t a m i n’ ny f a n d ra i s a n a
sy
ny
tolotr’asa
omena azy ireo eto
a n i vo n’ ny M i n i s i t e ra .
•Ny asa nangatahina :
- - N y 4 8 % ny a s a
n a n ga t a h i n a : V i s a
ilaina
a m i n’ ny
toeram-pitsaboana
s y h o f a n ga t a h a n a
fiantsorohana
(p r i s e e n c ha rg e )
a o a m i n’ ny S e r v i c e
de
l’Exécution
du
Secteur
A d m i ni s t r a t i f
et
Social/ DEB/ DGB ;
- - 1 8 % ny m p a n j i f a
ato
a m i n’ ny
M i n i s t e ra
dia
mandeha ao ami n’ ny
Sampandraharaha
m i k a ra k a ra
ny
Fisotroan-dronono
(p e ns i o n)
ary
4%
ao
a m i n’ ny
Sampandraharaha
m i k a ra k a ra
ny
k a ra m a ( s o l d e ) .
- - 3 % ny M p a n j i f a
d i a a v y a m i n’ i r e o
M i n i s t e ra
hafa,
h a n a t i t ra t a ra t a s y
i z ay
h o ra i ke t i n a
a o a m i n’ ny S I I G F P,
C e nt r e I nfo r m a t i q u e
C e nt r a l
(CIC)
a o a m i n’ ny D G B
( va ra va ra n a 2 2 4 ) ;
- - 1 8 % ny M p a n j i f a
d i a t s y n a m a r i t ra
m a z a va ny a n t o ny
a n d e h a n a ny
ato
a m i n’ ny M i n i s i t e ra ;
--9%
ko s a
dia
n a n g a t a k a
ra h a ra h a s a m i h a f a
t oy ny : f i vo r i a n a ,
fikarakarana
antotantaratasy
fanorenana
ny
vo l a l a ny t a m i n’ ny
f i t s a b o a n a ,
f a n a m b a ra n a
T VA ,
f a n o n e ra n a
T VA , f a n g a t a h a n a
t o r o l a l a l a ,
f i s t i d i h a n a
manokana
(visite
privée)….
volana
desambra
2014 lasa teo
dia
nisy
Sampandraharaha
vitsivitsy
tao amin’ny DGGFPE
nafindra
toerana
mba hanatsarana ny
kalitaon’ny asa omena
ny mpanjifa;
•Natsangana
ny
Guic het Unique tao
amin’ny
Ser vice
de Visa de b ulletin
de
consulta tion
(varavarana
22),
izay
handraisana
sy hikarakarana ny
taratasy
momban’ny
f a n d r a i s a n ’ n y
fanjakana
antànana
mivantana
ny lany rehetra arapahasalamana.
• N y
f a h a r e t a n’ ny
a s a n a n ga t a h i n a :
Tsapa tao anatin’izay
telo volana izay fa
efa nisy
ny ezaka
natao
teo amin’ny
fanantanterahana
ny
asa, hentanina anefa ny
tsirairay mbola hanohy
hatrany ny fanatsarana
eo amin’ny:
•Fomba fandraisana
mendrika ny mpanjifa:
ny fitondran-tena , ny
toeram-piasana ;
•F a n o m e z a n a
torolalana mahafapo
an’ireo mpanjifa ;
•Kalitaon’ny
asa
omena ;
•Fanafainganana ny
asa atao eo amin’ny
sampandraharaha
Ta m i n’ ny
mpanjifa
1334
i z ay
nohadihadiana,
dia
9 7 1 n o n a n o m e ny
a n t o n d i a ny m a z a va k a
ny 7 0 % n o n a n a m a r i k a
f a l a t s a k y ny 1 5
m i n i t ra n o f a h a r e t a n’ ny
f a n d ra i s a n a
sy
ny
f i k a ra k a ra n a
a n t o n t a n - t a ra t a s y.
EZAKA FANATSARANA
NATAO TETO
ANIVON’NY MINISTERA
•Nanomboka
ny
TOROLALANA
samihafa
•Fampitoviana lenta
ny mpanjifa eo amin’ny
Sampandraharaha
rehetra;
•F a n d a m i n a n a
anatiny eo anivon’ny
sampandraharaha
samihafa mba hialana
amin’ny fivezivezen’ny
mpanjifa;
ny
•Fanamorana
antotantaratasy
karakaraina
eo
anivon’ny
asa
aman-draharahamp a n j a k a n a
( c l a r i f i c a t i o n
des
procédures
administra tives).
NY FANAMBY NY MFB
2015
Mb a
a ha tonga
ny
mp ia sa eto a min’ny
MFB
rehetra
ho
MATIHANINA
sy
MAHOMBY d ia mb ola
hiroso b eb e kokoa isika
a min’ny
fa na tsa ra na
ny
ka lita on’ny
a sa
omena ny Mp a njifa
, koa enta nina ireo
Foibem-pitondrana
Sampandraharaha
rehetra eto a min’ny
Minisitera
mb a
ha nolotra d ra fitr’a sa (
plan
d’ac tions
2015)
mifa na ra ka
a min’iza ny.
RAMAMONJISOA Rojo
Chef SAGA/DRG
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 15
TSIPIKA
TSIPIKA
DPE
DPE
FANAMARINAM-PAHASIMBANA HO AMIN’NY VAROTRA
MIKASIKA NY FIARAKODIAM-PANJAKANA
Betsaka ireo mety ho fahasimbany rehefa ela niasana ny fiarakodiam-panajakana. Noho
izany atao fanamarinam-pahasimbana (condamnation) avokoa ireo fiara izay efa tena simba
na tonta.
Sary : RABARIJAONA Andriamitantsoa Fetra
M
isy
karazany
efatra
ny
fanamarinamp a h a s i m b a n a :
fanamarinam-pahasimbana
ho
amin’ny fandravana (condamnation
pour démolition), ho amin’ny
fanapotehana
(condamnation
pour destruction), amin’ny varotra
(condamnation
pour
vente)
ary ho amin’ny fanovam-bidy
(condamnation pour changement de
valeur).
Ny
fanamarinam-pahasimbana
ho amin’ny varotra noresahina
amin’ity laharana ity. Dingana
roa no tokony arahina raha
hanatanteraka izany :
• Ny fanamarinam-pahasimban’ny
fiara (condamnation de véhicule)
• Ny fivarotana azy (vente).
Ambaratonga telo no hita amin’ny
fanamarinam-pahasimban’ny
fiara :
• voalohany,
ny
famoronana
vaomiera (commission) manokana
miandraikitra ny fanamarinampahasimbana tendren’ny tompon’
andrikitra fitantanana,
• manaraka
izany,
ny
fandrindrana sy ny fitanana antsoratra mikasika ny varotra,
• farany, ny fanomanana ireo
antotantaratasy
takian’ny
Sampandraharaha
misahana
ny
Fitaovam-panjakana,
ny
Fitaterana sy ny Tamby (Service
des Matériels, des Transports et
Indemnités/SMTI)
ao
amin’ny
Foibem-pitondrana misahana ny
Fananam-panjakana (DPE) :
Ireo mpiara-miasa ao amin'ny Service des Matériels, des Transports et Indemnités
Ireto avy ireo antotantaratasy ireo
:
• fanapahana
manendry
ny
mpikajy ny fananam-panjakana
(décision portant nomination du
dépositaire comptable),
• fanapahana
manendry
ny
mpikambana ao amin’ny komisiona
ny
fanamarinam-pahasimbana
(décision de nomination des
membres de la commission de
condamnation),
• taratasy fampidirana (ordre
d’entrée)
• fitànana an-tsoratra momba
fanamarinam-pahasimbana
ho
amin’ny varotra (Procès-Verbal de
condamnation pour vente)
• dika mitovy ny fankatoavana
omen’ny
Foibem-pitondrana
misahana ny Fananam-panjakana
(quitus délivré par la DPE)
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 16
• f a n a m a r i n a m - p i s i a n ’ n y
fitaovana (inventaire des matériels)
• dika mitovy ny karatry ny fiara
(carte grise)
• takelaka teknika (fiche technique)
• tolobidim-barotra
farany
ambany (mise à prix)
izay
faritana avy amin’ny takelaka
teknika ataon’ny Service Central
du Garage Administratif (SCGA).
• fangatahana
fankatoavana
ny fitànana an-tsoratra ny
fanamarinam-pahasimbana
(Demande d’approbation du pv de
vente)
Ireo antotantaratasy ireo no aterina
any amin’ny Sampandraharaha
misahana ny Fitaovam-panjakana
ny Fitanterana sy ny Tamby (Service
des Matériels de Transports et des
Indemnités).
• Ny fivarotana ny fiara (vente de
FANAMARINAM-PAHASIMBANA HO AMIN’NY VAROTRA
MIKASIKA NY FIARAKODIAM-PANJAKANA (Tohiny)
véhicule).
Misy vaomiera manokana no
miandrikitra ny fivarotana ny
fiara. Ny andininy voalohany
amin’ny
didim-pitondrana
iraisan’ny Minisitera laharana faha
074/2005 tamin’ny 21 Janoary
2005 (arrêté
intèrministeriel
2005) no mametraka io vaomiera
io hiandraikitra izany.
Mpikambana fito (7) no mandrafitra
azy:
• Ny filoha izay ny lehiben’ny
SMTI
• Solontena roa avy amin’ny
sampandrahahara hivarotra ny
fiara,
• Solontena roa avy amin’ny
sampandraharaha ny fananantany,
• Solontena roa avy amin’ny DPE.
Ampahafantarin’io
vaomiera
io
amin’ny
mpiasan’ilay
sampandraharaha mivarotra ny
tolobidy. Amin’ny alalàn’ny petadrindrina ary mandritry ny telopolo
andro no anaovany izany.
Marihina
fanomen’ny
lalàna
tombony manokana ireo mpiasa
ao amin’ilay sampandraharaha
hivarotra
ny
fiara.
Mahazo
fahafahana hividy mialohan’ny
daholobe izy ireo. Ny tolotra
rehetra dia aterina eny amin’ny
lehiben’ny vaomiera.
Rehefa tsy lafo ao amin’ny mpiasa
ny fiara ho varotana, izay vao
misokatra ho an’ny rehetra ny
tolotra, ka amin’izay fotoana
izay dia ny sampandraharaha
fananan-tany (domaine) no manao
ny fivarotana. Mandoa antoka
20% -n’ny tombam-bidy farany
ambany izay napetraky ny Toby
Foibem-piarakodiam-panjakana
ireo
izay
mandray
anjara
amin’ny fividianana. Sokafana
am-pahibemaso amin’ny ora sy
daty voatondro ao amin’ny petadrindrina ireo tolobidy voaray
ary izay manana tolobidy ambony
indrindra no mahazo ilay fiara
hamidy.
Fahazahon-dalana
voasonia’ny filohan’ny vaomiera
manokana
no
hangalan’ilay
nividy ny fiara eny amin’ny
sampandraharaha nivarotra azy.
Ny fandrafetana ny fitànana antsoratra momba ny varotra (PV-na
Acte de vente) no dingana manaraka
ny famarotana. Mbola ny vaomiera
ihany no miandraikitra io.
Atao
izany mba ahafahana manila ilay
fiara tsy ho isan’ny fananampanjakana intsony sy hirosoana
amin’ny fanoratana azy ho amin’ny
anaran’ilay tompony vaovao.
NOMENJANAHARY Gilberto
Fabrice
Ccom DPE
DRHA
NY FANGATAHANA MARI-BONINAHITRA
Mbola mitohy hatramin’ny volana febroary ny fahazoana mametraka fangatahana.
N
y
tompon'andraikitra
misahana
ny
asa
mari-boninahitra
ato
amin'ny
Ministeran'ny
Fitantanambola sy ny Tetibola,
dia mampahafantatra ny mpiara
miasa rehetra manerana ny
Nosy na izay tompon'andraikitra
amin'izany,
fa
nahemotra
hatramin'ny tapakin'ny volana
Febroary
2015
ny
farafanaterana ny fangatahana aty
amin'ny Direction des Ressources
Humaines et de l'Appui (DRHA/
SGRH).
Araka ny fangatahana efa tonga
aty amin'ny Sampandraharaha
misahana izany dia hita fa
betsaka ny mbola tsy nanaraka
ny toro-marika ka averina eto
ny santionany amin'izany :
1- Tsy fametrahana ny toerana
nahaterahana (lieu de naissance)
2Famenoana
ny
adiresy
hipetrahana (adresse domicile)
fa tsy ny adiresy hiasana akory
3- Ny Sonian'ny Chef de service
na Directeur ary indrindra
indrindra ny an'ny DG dia tsy
maintsy ao anatin'ny Motifs de
la proposition fa tsy azo avoaka
amin'io toerana io. Ny SG no
manao sonia farany ery ambany.
LALA HARISOA Lydie Francine
Ny Tompon'andraikitra
Porte 250
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 17
FANATANJAHANTENA
FANATANJAHANTENA
FAMARANANA NY LALAO SY FANKALAZANA NY FAHA-5
TAONAN’NY FIFAKITRA
Ny Zoma 26 desambra 2014 no nifamotoana teny amin’ny lanonana kianjaben’ny
Tranopirintim-pirenena annexe teny Ambatomaro ny mpiasa rehetra mba hanotrona ireo
ekipa tonga tamin’ny dingan’ny lalao famaranana nokarakaraina teto anivon’ny Direction.
Taranja roa no nifanandrinana nandritra izany dia teo ny famaranana ny TSIPY KANETIBE
ary koa ny lalao BAOLINA KITRA. Tonga nanome voninahitra izany lalao rehetra natao
teny Ambatomaro teny moa ny Talen’ny Tranopirintim-pirenena mivady sy ireo lehiben’ny
Sampandraharaha maro sy ny mpiara-miasa aminy.
Ny Kapitenin'ny Ekipan'ny
FIFAMPIARAHABANA NAHATRATRA NY TAONA
Ny sabotsy 17 janoary 2015 teo no natokan’ireo mpikamban’ny Tennis de Table MFB
hankalazana miaraka ny taona vaovao 2015.
T
ao
amin’ny
Gymnasen’ny
Minisiteran’ny
Fitantanambola
sy
ny
Tetibola no nihaona’ireo mpilalao
ping pong mba entina hankalazana
miaraka
ny
taona
vaovao.
Nararotina ny fotoana nanaovana
jery todika ny vita nandritra ny
taona 2014. Tsiahivina fa ny
volana jona 2014 no nitsangana
ity club ity.
VOKATRY NY TAONA 2015
Ireo nahazo amboara tamin'ny tsipy kanetibe
Sampandraharahan’ny
tamin’ny isa 13 noho 05.
SRAG
LALAO BAOLINA KITRA (FOOT à 7)
Ny lalao baolina kitra (foot à 7)
dia nokarakarain’ny FIFAKITRA
(Fikambanana
Fanatanjahantena
Kitra
Tranopirintimpirenana)
izay
nankalaza
ihany koa ny fahadimy taona
nitsanganany tamin’io fotoana
io. Ny lalao famaranana baolina
kitra
dia
nifanandrinan’ny
ekipan’ny AIGLE NOIR avy ao
amin’ny
Sampandraharaha
Devis
et
Ordonnancement
sy ny FC TAMBATRA avy ao
amin’ny Sampandraharahan’ny
Production
A.
Nandrombaka
ny fandresena ny AIGLE NOIR
tamin’ny isa 3 noho 1 teo
amin’ity lalao famaranana ity.
Nofaranana tamin’ny fanolorana
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 18
amboara ary fiaraha-misakafo
nofonkena
mitampihavana
sy fiaraha-mifaly ho an’ny
mpiara-miasa
rehetra
eto
amin’ny Tranopirintim-pirenena
ny tolakandron’ny arihina fa
tamin’io fotoana io koa dia
niroso
tamin’ny
fanadiovana
ny toeram-piasana. Tolorana
fisaorana manokana ihany koa
ireo nanampy ka nahatontosana
na mivantana na ankolaka iny
hetsika
ara-panatanjahantena
iny. Ny fotoana manaraka dia
fifaninanana mifandraika amin’ny
fankalazana ny fetim-pirenena
izay hipaka amin’ny taranja hafa
toy ny Basket Ball eo amin’ny
Sampandraharaha rehetra eto
amin’ny Tranopirintim-pirenena
izay hanana solontena.
RAMIADAMAHEFA Tojoniaina
Chef de Service SRAG
Sary : HIANASY Mamisoa Frédérica
Na dia mbola fotoana aza ny
niorenan’izany club izany dia tsara
ny vokatra azon’ireo mpilalao.
Vice champion par équipe izy ireo
tamin’ny lalao Asoimi National
Sary : HIANASY Mamisoa Frédérica
Sary : HIANASY Mamisoa Frédérica
Ny lalao tsipy kanetibe an’olontelo
miaraka
no
nentina
nanokafana
ny
fifaninana.
Nizotra
tamim’pirahalahiana
tanteraka ny lalao nandritra
izany fizaram-potoana voalohany
izany. Nifanandrinan’ny ekipan’ny
Sampandraharahan’ny Ressources
et Affaires Générales (SRAG)
tetsy andaniny sy ny ekipan’ny
Sampandraharahan’ny«Production
B» SPB tetsy ankilany. Hita
taratra avy hatrany moa ny
traikefa ananan’ireo mpifaninana
amin’ity taranja tsipy kanetibe
an’olontelo miaraka ity ka tsy
nisy nifampitsitsy mihintsy ny roa
tonta teo ambony kianja. Nivoaka
mpandresy
tamin’izany
lalao
famaranana izany ny ekipan’ny
Sary : HIANASY Mamisoa Frédérica
TSIPY KANETIBE AN’OLONA TELO
MIARAKA (LEHILAHY)
TENNIS DE TABLE MFB
centre de formation tennis de table
ARO, match d’ouverture section
Antananarivo renivohitra, lalao
fanokafann'ny ligue Analamanga
izay samy nahazoana amboara
ihany koa.
Sary : HIANASY Mamisoa Frédérica
DIN
ary
Champion
Analamanga
kosa tamin’ny Asoimi régional.
Andrandraina ho tsara kokoa
ny vokatra amin’ity taona 2015
ity. Ankoatra ireo amboara azo
tamin’ny lalao ampirahilahiana
toy ny tournois Aro, anniversaire
Marihina fa misy sokajy roa
ny mpilalao ping pong-n’ny
Minisiteran’ny Fitantanambola sy
ny Tetibola. Ao ireo vao mianamilalao (débutant) ka manao izany
tennis de table ho fialam-boly
fa tsy mandray anjara velively
amin’ireo fifaninana toy ny
Asoimi. Misy ihany koa anefa ireo
mandray anjara amin’ny Asoimi
sy ireo licenciés eny anivon’ny
Federasiona Malagasin’ny Tennis
de Table. Miisa roa kosa ny
mpanazatra ny ekipa ka ny iray
mandray an-tànana ireo vao
mianatra milalao, ny faharoa kosa
manazatra ireo mandray anjara
amin’ny fifaninana izay homanina.
Isaky ny sabotsy tolakandro
manomboka amin’ny 2 ora ary
mifarana amin’ny 5 ora kosa ny
fanazarantena.
Ho an’ireo izay maniry ny hiditra
ho mpikambana dia azon’ireo atao
ny miantso ny Tompon’andraikitra
teknika amin’ny laharana 032
11 067 35 na koa tonga amin’ny
fotoanan’ny fanazarantena.
ANDRIAMIHAJA Ratomasy
Tompon’andraikitra ara-teknika, tennis
de table MFB
HIANASY Mamisoa Frédérica
Ccom SG
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 19
SAMIHAFA
TAONA VAOVAO
Tena fetin-karavoana ny taona vaovao,
Fa fotoana mety izao eny izany taom-baovao,
Mba hisainana ny vita hanatsarana ny ho avy,
Anenenana ny ratsy fa hirosoan’ny mpianakavy,
Fa fotoana mantsy izao hanatsarana ny atao.
Fifaliana re izany faly miarahaba anao
Fa nahatratra izany taona ka mirana aoka izany,
Fo feno fisaorana toy ny tsy ety an-tany.
Dia re sesilany hoe nahatratra taona
Arahabaina heno hatrany rehefa injay misy mihaona.
Fa ny saina te hitady fifaliana vetivety,
Ka ny fifampiarahabana no atao fa io ny mety.
Tandremo anefa fa misy hatrany ireo fanetry be ny tany
Mitaona dia mitaona anao hanaraka azy tsotra izao.
Hijanga sy hisotro ratsy, hidoroka fa efa maty
Mitady namana handeha harosony amin’ny afobe
Fotoana hifaliana izany ka ihinanam-be
Lavitry ny fahoriana ka zovy no tsy hihomehy?
Fa fotoana ifamangiana sy irariana soa
Ny disadisa sy ny ady dia adino eo tokoa.
Tonon-taona tsara foana, satry ihany ho amin’izany.
Saingy indrisy fa tsy misy ny ho doria raha mbola ety
Miferin’aina, very saina ka mangaina miala maina
Raha ny tany no fidiana ilasiana idongiana fifaliana,
Dia tsarovy fa ho ratsy lany vatsy hangasihasy.
Koa arahabaina velon’aina tafita soa ny nandrandraina,
Tena faly sy ravoravo fa efa sambatra tahian’ny Avo.
Mitsikia sy mifalia fa na be fandrika aza ety,
Dia tratra soa ihany noho ilay Tompo nomba hatrany
Ka enga anie ny taonanao ho zina tsisy fahoriana
Enga anie ny fiainanao ho tsara feno fifaliana
Enga anie ny taonanao ho feno fiadanam-po
Ary ny ankohonanao tsy ho orin-java-tsoa
Ny Tompo koa dia homba anao amin’ny taona vaovao
Koa mahereza, mahatanjaha aoka tsy ho mosalahy.
DELIN E
DGCF
FISOKAFAN’NY FIFANINANA HO
INSPECTEUR D’ETAT
Araka ny Arrêté laharana 37 241/2014 dia misokatra indray
ho amin’ity taona 2015 ity ny fifaninana ho lasa “Inspecteur
d’Etat”. Izany dia ho tanterahina ny 07 ka hatramin’ny 10
aprily.
M
isokatra ho an’ireo izay
mahafeno ireto fepetra
ireto ny fifaninanana.
• Ho an'ny mpifaninana, tsy latsaky
ny 35 taona, manana diplaoma
hahafahana
manao
fifaninana
mivantana ao anatin'ny mpiasampanjakana
ahavon'ny
faha-9
(catégorie IX) ao amin'ny Asampanjakana
• Ho an’ny mpifaninana, tsy latsaky
ny 40 taona, manana ny dika mitovy
ny didim-panjakana na didim-
pitondrana ho an’ireo mpitsirika sy
mpitsara, na manam-boninahitry ny
Tafika ary efa niasa nandritrin’ny 7
taona.
Raha mila fanazavana fanampiny dia
efa mipetraka eny anivon’ny minisitera
sy ny andrim-panjakana ny mikasika
ny fifaninanana, misy ihany koa ao
anatin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny
Fitantanambola sy ny Tetibola.
ANDRIANANTOANDRO Tiana
Ccom DGCF
Gazetim-baovao mivoaka isam-bolana - n° 0053 - Febroary 2015 - pejy 20
Bitsika
Gazety mivoaka isam-bolana
Minisiteran’ny Fitantanambola sy ny Tetibola
BP 61 - Antaninarenina Antananarivo - MADAGASCAR
www.mefb.gov.mg
Talen'ny famoahana
ANDRIAMBOLOLONA Vonintsalama S.
Talen'ny fanoratana
HIANASY Mamisoa Frédérica
Tonian-dahatsoratra
ANDRIANAVALO Yann Ely
RAMIANDRASOA Rojo
Ekipan'ny Bitsika
RAKOTONIONY Noro V. Suzy
LOKHAT H. Mikaïla
RAZAF Miarana
RAKOTO Patricia
RANDRIANARIFIDY Rivolala
RAFIANDRANA Tantely
ANDRIANARY LALA Onivola
ANDRIANANTOANDRO Tiana
RAZAFIMBELO Mika
RAKOTOZAFY Herizo
JAOTINA Ella
RABARIJAONA Andriamitantsoa Fetra
NOMENJANAHARY Gilberto Fabrice
RAKOTONDRAZAKA Hermann
RASENDRA Jo Amigo
RASOLOARIMANANA Hery (PAO)
Natonta : 8000 isa
Trano printy : Tranompirintim-pirenena